TONONKALO



Autres articles

2 commentaires

  1. Agape dit :

    Miarahaba an’iHanitra, mahafinaritra be ny blog ataonao, ary indrindra ireo tonokalo ; saika mba hangataka izahay hoe azo alefa ato amin’ny radio agape ve ireo, hitoriana ny filazantsara. Dia ho tahian’ny Tompo indrindra ianao, mantena valiny mahafapo izahay.
    Ekipa RAdio agape

  2. Randrianjafy herizo dit :

    Bonjour Hanitra , manan-talenta tokoa ianao , mpanao gazety aho (page culturel The Times of Madagascar) ary mandefa tononkalon’olona maniry ny hanapariahana ny sanganasany . Sitrakao ve ny hametrahako ny tononkalonao ao?. Maniry valiny mahafa-po avy aminao dia misaotra mialoha
    Herizo Randrianjafy

Répondre

My Brain Write |
"En lisant, en écrivant" |
thedailyprophet |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | pas d'histoires entre nous
| journal de la guenon du bou...
| meslivrespreferees