Hommage à mon père

dadatoasydadatexte.jpg 

A la mémoire de notre père bien aimé RASOAMAKA Raymond Victor!

Un poème, écrit par notre père et lu le 05 octobre 1985 par sa fille RASOAMAKA N. Hanitra lors de la réunion du FITEZA (Fikambanan’ny Teraka sy Zanak’Ambohitrombihavana)

AMBOHITROMBIHAVANA

 

Vohitra iray tsy lavitra an’Iarivo

Vohitr’ izaho sy hianao ka tsiahivo

Jerosaleman’ny foko tsy afoiko

Ambohitrombihavana io no antsoiko

 

Tantara ihany hoy aho ka tantara

Ambohitrombihavana koa tsy afara

Ao ireo taranaka soa mamololona

Mijoro sy meva Andrianamboninolona

 

Ao ireo foko sy iray fiaviana

Feno haravoana sy fitsikitsikiana

Ao ireo foko tsy mitoko na mifanavangavana

Izany no mponina avy ao Ambohitrombihavana

 

Avondrona ireo ka zary tantara

Ao anatin’ny nosin’ilay Gasikara

Ambohitrombihavana tsy hamarara

Fa hamela ny mamy hatrany ampara

  
Musique de fond: Ballade d’Adeline, Richard CLAYDERMAN



Autres articles

4 commentaires

  1. lunebleue dit :

    Bonsoir
    Très touchant d’honorer son père
    Cordialement
    Lunebleue

  2. Mamy Andrianaivoravelona dit :

    Tsara va!
    Nitady izay miresaka an’ilay Tanindrarantsika malala aho no nahita ity takelaka misokatra ity.Ny teny azo ambara dia MISAOTRA TOMPOKO! nampihetsimpo ny naheno ny rotsin’ilay tonokalo.Fafy koa satria tsy maro ny mampiseho ireny kanto mikasika an’Ambohitrombihavana ireny.
    Misaotra sy mirary ny soa indrindra tompoko .
    Mamyandriana

  3. mamy andriamparany dit :

    Faly tokoa mo ny tena raha nahita sy namaky ny tononkalo fa tena mafinaritra sy rehareha’ny tanànantsika tokoa misaotra betsaka ny mpandefa ho ambinina amin’izay atao dia ho tahin’Andriamanitra

  4. Vatosoa Razafimahery dit :

    Tsara be lay tonokalo, ndriiii ao Ambohitrombihavana ihany koa ny dadako no milevina. c’est très touchant.

Répondre

My Brain Write |
"En lisant, en écrivant" |
thedailyprophet |
Unblog.fr | Créer un blog | Annuaire | Signaler un abus | pas d'histoires entre nous
| journal de la guenon du bou...
| meslivrespreferees